๐๐ถ๐๐ฒ ๐ฆ๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป โ ๐ฒ๐ | +๐ฎ.๐ฑ๐ฅ
Session aprรจs session, trade aprรจs trade, ny tanjona dia tsy ny hitady trade betsaka, fa ny hanaraka process.
โ Mahay miandry setup
โ Mahay manao gestion de trade rehefa tafiditra
โ Ary indrindra, mahay miandry confirmation mba hahafahana mandray dรฉcision mifanaraka aminโny plan
Izany no tena ianarana ato anatinโny communautรฉ : tsy ny rรฉsultat ihany, fa ny maniรจre hahatongavana aminโilay rรฉsultat.
Commente โACADEMYโ dia halefa aminao ny programme dโaccompagnement
